1 line
338 B
Plaintext
1 line
338 B
Plaintext
\v 8 Hoy indreo mpianatra taminy hoe: ''Raby, amin'izao da mitadia gne hitora-bato Anao indreo Jiosy, ka mbola hipody ho agny indraiky Anao?'' \v 9 Ary namaly Jesosy hoe: '' Tsy roy ambin'gne folo lera gne fahazavan'gne andro? Raha misy olo mandeha amè andro mazava, da tsy ho tafato izy, satria mahita gne fahazavan'izao tontolo izao. |