tkg_jhn_text_reg/15/23.txt

1 line
321 B
Plaintext

\v 23 \v 24 \v 25 Izay tsy tia Ahy da tsy tia gne Raiko ihany koa. Raha tsy nahavita ireo asa izay tsy nataon'gne olon-kafa teo anivondreo Aho, da tsy ho nanan-keloka indreo,fa ankehitriny efa sady hitany gne halany Izaho sy gne Raiko. Fa izà voasoratry ao amè lalàndreo hoe:'Tsy tia Ahy amè tsy misy antony idreo.'