1 line
375 B
Plaintext
1 line
375 B
Plaintext
\v 40 Ka noraindreo gne vatan'i Jesosy ary namogno izany tame lambam-paty sy raha magnitry, araky gne fomba fandevegnan'gne Jiosy. \v 41 Ary teo ame toerana namatsia an'azy da nisy saha; ary teo amin'ilay saha da nisy kobory vaovao izay mbola tsy nandevegna olo.\v 42 Satria andron'gne fiomagnandreo Jiosy tamin'izany ary satria akaiky gne kobory, da nalevindreo tao Jesosy. |