tkg_jhn_text_reg/19/19.txt

1 line
338 B
Plaintext

\v 19 Nanoratry famatara evakoa Pilato ary nametaky izany teo ame hazofizalia. Izao gne voasoratry teo: JESOSY AVY AGNY NAZARETA, GNE MPANJAKAN'NY JIOSY. \v 20 Maro tamindreo jiosy no namaky izany famatara izany satria tsy lavitry gne tanana no misy gne toera namatsia an'i Jesosy. Ilay famatara da nosotany tame Hebreo, Latina,ary Grika.