1 line
444 B
Plaintext
1 line
444 B
Plaintext
\v 25 Efa nozàkaiko taminareo ireo zavatry ireo, raha mbola nijanogna taminareo Aho.\v 26 Kanefa, ilay mpagnanatry-ilay Fanahy Masina, izay hirahin'gne Ray amè Anarako_izy gne hampianatry anareo gne zava-drehetry sy hampatsiaro izay rehetry nozàkaiko taminareo.\v 27 Fiadanako gne apetrako ho anareo; omeko anareo gne fiadanako. Tsy omeko ohatran'gne fanomen'izao tontolo izao izaà. Aza apetraky halahelo gne fonareo,ary aza matahotry. |