1 line
308 B
Plaintext
1 line
308 B
Plaintext
\v 19 Nisy fizarazaragny teo amindreo Jiosy noho ireo záka ireo. \v 20 Maro tamindreo gne nizàka hoe: "Managny devoly Izy ary very saina. Nagnino anareo gne mitegno Anazy?'' \v 21 Gne sasany nagnambara hoe: ''Tsy fizàkan'gne olo misy devoly izà. Gne devoly izà afaky mampahiratry gne mason'gne Jamba?'' |