tkg_jhn_text_reg/08/01.txt

1 line
362 B
Plaintext

\v 1 (Fagnamaria: hiteo gne fagnamaria momban'i Jaona 7: 53-8: 11 ery ambony) Nandea ame votrin'i oliva Jesosy.\v 2 Vao marahindray da nandea ampengona indraiky izy, ary gne olo aby nagnato an'azy;nidoboky izy ary nampianatry andreo. \v 3 Indreo mpanora-dalàna sy indreo Fariseo da ninday viavy raiky tratry nijangajanga. Napetrak'indreo teo ategnategnany izy.