tkg_jhn_text_reg/13/19.txt

1 line
240 B
Plaintext

\v 19 Ambarako aminareo izao izà mialohan'gne hitrangany mba rehefa mitranga izá, da mety hino anareo fa Iao gne Izy. \v 20 Ambarako aminareo, marina, da marina tokotry, fa izay mandray izay nirako, da mandray Anazy izay nagniraky Anah."