1 line
320 B
Plaintext
1 line
320 B
Plaintext
\v 4 (Ary gne Pasaky, ilay andro firavoravoan'gne Jiosy, dia efa akaiky.)\v 5 Rehefa nijery ambony Jesosy ka nahita vahoka maro be nagnato an'azy, da hoy izy tamin'i Filipo hoe:"aia no hividianantsika mofo mba hahafandreo mihina?" \v 6 (Fa jesosy nizaka izany mba hitsapa an'i Filipo, fa efa fantany izay ho amboariny.) |