tkg_jhn_text_reg/18/38.txt

1 line
455 B
Plaintext

\v 38 Pilato nizàka taminy hoe: "Ino gne atao hoe marina?" Rehefa avy nizáka izà izy, da nijoso indraiky ary nizàka tamindreo Jiosy hoe: "Tsy mahita heloky amin'ity lehilahy ity iao. \v 39 Fa anareo mana fomba izay hagnafahako olo raiky ho aminareo amè Paska. Noho izà tianareo gne hangalako aminareo gne mpanjakan'gne Jiosy?" \v 40 Avy eo indreo nizàka mafy indraiky ary nizàka hoe: "Tsy io lehilahy io, fa Barabasy." Ary Barabasy da mpangalatry.