tkg_jhn_text_reg/18/25.txt

1 line
416 B
Plaintext

\v 25 Ary nitsanga Petera ka nagnafana gne ainy. Avy eo hoy ireo olo taminy hoe: "Anao koa tsy raiky amindreo mpianany?" Nandà izà izy ary nizàka hoe: "Tsy izy iao."\v 26 Raiky tamindreo mpanompon'gne mpisoronabe, izay havan'ilay lehilahy izay notapain'i Petera gne sofiny, nizàka hoe: "Tsy hitako nindray taminy tao amè loviky anao?" \v 27 Avy eo Petera nandà indraiky, ary avy hatrany da nagneno gne akoho.