tkg_jhn_text_reg/18/04.txt

1 line
333 B
Plaintext

\v 4 Avy eo Jesosy, izay efa nahafantatry gne zavatry rehetra hitranga Aminy, nandroso teo aloha ary nagnontany andreo hoe : "Ia gne tadiavinareo?" \v 5 Namaly Anazy indreo hoe : "Jesosy avy agny Nazareta." Ary hoy Jesosy tamindreo hoe : "Iao gne Izy." Jodasy, izay namadiky Anazy, da nitsangana niaraky tamindreo miaramila avakoa.