tkg_jhn_text_reg/09/35.txt

1 line
353 B
Plaintext

\v 35 Ren'i Jesosy fa nohoroandreo tao ame synagoga izy. Ary izy nahita azy da nizaka hoe:"mino gne zanak'olo me anao?"\v 36 Namaly izy hoe:"ia me gn'izy, Tompo,mba hinoako an'azy?"\v 37 Jesosy nagnano tamin'azy hoe:"efa an'azy anao, ary gne raiky izay miresaky aminao ihao izany."\v 38 Hoy rahalelaha hoe:"Tompo, mino aho." Ary da nidera an'azy izy.