tkg_jhn_text_reg/09/19.txt

1 line
399 B
Plaintext

\v 19 Nagnotany indreo ray aman-dreny indreo hoe:"ity me gne zananareo izay zakainareo fa hoe teraky jamba? Ka akoinga ary no ahitany izao?"\v 20 Ary da novalindreo ray aman-dreniny indreo hoe:"fatanay fa zananay io sady teraky jamba izy.\v 21 Gaga gne ame nahitany, tsy fatanay, ary izay nampahita gne masony tsy fatanay. Agnotanio an'azy, efa olom-be izy io. Afaky mizaka ho an'gne tegnany izy."