tkg_jhn_text_reg/10/03.txt

1 line
277 B
Plaintext

\v 3 \v 4 Izy gne vahan'gne mpiandry vavahady. Maheno gne feony gne ondry, ary izy mangaiky gne ondrigny manokana amè anarany ka mitondra azy mivojotso. Rehefa namoka gne azy rehetra izy, da nialoha lalana azy indreo,ary manaraka azy gne ondriny, satria mahalala gne feogny.