tkg_jhn_text_reg/11/30.txt

1 line
498 B
Plaintext

\v 30 \v 31 \v 32 Ary Jesosy tsy mbola tonga tao an-tanàna fa mbola teo amin'ilay toerana nifakaitan'i Marta taminy ihagny. Noho izà indreo Jiosy, izay niaraka tamigny tao an-trano sy nampaheryazy, rehefa nahita an'i Maria nitsangagna malaky ka lasa nijotso, da nanaraka azy, nihevitra fa handeha hitomagny agny amè fasagna izy. Rehefa tonga teo amè toerana nisy an'i Jesosy i Maria ka nahita Azy, da nibebaka izy ary nizàka tamigny hoe:''Tompo, raha teto anao, da tsy maty gne anadahiko.''