tkg_jhn_text_reg/11/24.txt

1 line
332 B
Plaintext

\v 24 \v 25 \v 26 Marta nizàka taminy hoe:''Fantatro fa hitsangana indray izy amè fitsanganan'gne maty amè andro faragny.'' Da hoy Jesosy taminy hoe:''Izaho gme fananganagna gne maty aryfiainagna; izay mino Ahy, na da maty aza iz, da ho velona; ary na izana iza velona ka mino Ahy da tsyho faty mandrakizay. Mino izà ve anao?''