tkg_jhn_text_reg/11/05.txt

1 line
277 B
Plaintext

\v 5 \v 6 \v 7 Ary Jesosy da tia an'i Marta sy gne rahavaviny ary Lazarosy. Ka rehefa naheno Jesosy fa marary Lazarosy, da mbola nijanona roa andro tao amè toerana nisy Azy Izy. Ary taorian'izá, da nizàka tamindreo mpianatra Izy hoe:'' Andeha isika ho agny Jodia indray.''