tkg_jhn_text_reg/11/03.txt

1 line
321 B
Plaintext

\v 3 \v 4 Ary indreo mpirahavavy nagniraka olo ho agny amin'i Jesosy, nizáka hoe:''Tompo,jereo, fa marary ilay tianao.'' Rehefa ren'i Jesosy izà, da hoy Izy hoe:''Tsy fahafatesana gne hiafaran'ity arety ity, fa kosa ho fanehoana gne voninahitr'Andriamanitra mba hanandratana gne Zanak'Andriamanitra amè alalan'izà.''