tkg_jhn_text_reg/10/14.txt

1 line
358 B
Plaintext

\v 14 Iao gne mpiandry ondry tsara, ary fantatro gne Anah, ary fantatriny Iao. \v 15 Gne Ray mahafantatry Anah, ary Iao mahafantatry gne Ray, ary Iao manolotry gne aiko ho an'gne ondry. \v 16 Manà ondry hafa izay tsy amin'ity vala ity Iao. Tsy maintsy hindesiko evakoa iregny, ary indreo haharè gne feoko mba ho tonga andiany raiky avao sy mpiandry raiky.