1 line
415 B
Plaintext
1 line
415 B
Plaintext
\v 28 \v 29 \v 30 Avy eo nentindreo avy tao amin'i Kaiafa ho agny anaty rova Jesosy. Mbola maraina be gne andro tamin'izà, ary indreo da tsy niditry tao anaty rova mba tsy ho voaloto fa efa hinagna gne Paska. Ka nijotso teo amindreo Pilato ka nizàka hoe:"Ino gne zàka entinareo manohitry ity lehilà ity?" Namaly indreo ary nizàka taminy hoe:"Raha tsy mpanao ratsy io lehilà io, da tsy ho natolotray anao." |