tkg_jhn_text_reg/18/25.txt

1 line
420 B
Plaintext

\v 25 \v 26 \v 27 Ary nitsanga Petera ka nagnafana gne ainy. Avy eo hoy ireo olo taminy hoe:"Anao koa ve tsy raiky amindreo mpianatriny?" Nandà izà izy ary nizàka ho:"Tsy izy aho." Raiky tamindreo mpanompon'gne mpisoronabe, izay havan'ilay lehilà izay notapain'i Petera gne sofiny, nizàka hoe:"Tsy hitako niaraky taminy tao amè saha ve anao?" Avy eo Petera nandà indraiky, ary avy hatrany da nagneno gne akoho.