tkg_jhn_text_reg/18/19.txt

1 line
466 B
Plaintext

\v 19 \v 20 \v 21 Nagnontany an'i Jesosy momba ireo mpianatriny sy gne fampianarany gne mpisoronabe. Jesosy namaly anazy hoe:"Nizàka ampahibemaso tamin'izao tontolo izao Aho. Nampianatry mandrakariva tao amè synagoga sy tao amè fengona Aho izay nifampintaonan'gne Jiosy reherta. Tsy nisy nozàkaiko tamin'gne takona. Nagnino anao gne magnontany Ahy? Agnontanio andreo zay naheno Ahy momba izay nozàkaiko. Hiteo,ireo olo ireo da mahafantatry izay nozàkaiko."