tkg_jhn_text_reg/18/15.txt

1 line
444 B
Plaintext

\v 15 \v 16 Nagnaraky an'i Jesosy Simona Petera,ary nambotry toy izà ihany koa gne mpianatry raiky hafa. Ary fantatr'ilay mpisoronabe izà mpianatry izà, ary niditry niaraky tamin'i Jesosy tao amè kianjan'gne mpisoronabe izy; fa Petera da nijoro tao ivelan'gne vavahady. Noho izà ilay mpianatry hafa, izay fantatry gne mpisoronabe, da nivoky ka niresaky tamin'ilay mpanompo vavy izay mpiambina vavahady ary nitondra an'i Petera hidiray.