1 line
329 B
Plaintext
1 line
329 B
Plaintext
\v 4 \v 5 Avy eo Jesosy,izay efa nahafantatry gne zavatry rehetra hitranga Aminy, nandroso teo aloha ary nagnontany andreo hoe: "Iza gne tadiavinareo?" Namaly Azy indreo hoe:"Jesosy avy agny Nazareta." Ary hoy Jesosy tamindreo hoe:"Izaho gne Izy." Jodasy, izay namadika Azy, da nitsangana niaraky tamindreo miaramila ihany koa. |