tkg_jhn_text_reg/09/32.txt

1 line
363 B
Plaintext

\v 32 Hatramin'gne nanomboan'izao tontolo izao da tsy mbola re mihitsy hoe nisy nampahita gne mason'izay teraky jamba.\v 33 Ka raha tsy avy amin'Andriamanitry izany lelaha izany, da tsy mahefa na ino na ino."\v 34 Ary da namaly indreo ka nagnano tamin'azy hoe:"tena teraky tame ota anao,da anao indraiky no hampianatry anay?" Avy teo da norohandreo hizotso izy.