tkg_jhn_text_reg/09/26.txt

1 line
498 B
Plaintext

\v 26 Avy teo da hoy indreo tamin'azy hoe:"fa ino no nanihiny taminao? Akoinga gne foma nampahita gne masonao?" \v 27 Da namaly izy hoe:"efa nambarako taminareo, fa tsy niteno anareo! Ka nagnino anareo no ta-hiteno an'iza indraiky? Ta-ho isan'gne mpiantriny evakoa anareo sa,sa tsy izany?\v 28 Nagneso an'azy indreo ka nizaka hoe:"anao no mpianatriny,fa ihay mpianatry i Mosesy.\v 29 Fatanay fa efa niresaky tamin'i Mosesy Andriamanitry, fa raha izany lelaha izany da tsy fatanay izay nihaviany."