tkg_jhn_text_reg/09/24.txt

1 line
314 B
Plaintext

\v 24 Ary nangaiky any rahalelaha jamba taloha fagnindroany indraiky indreo da nizaka taminy hoe:"omeo voninahitry Andriamanitry. Ftanay fa mpagnota izany lelaha izany." \v 25 Avy teo da namaly rahalelaha hoe:"tsy fatako aloha raha mpagnota izy. Gne raha fatako da izaho:efa jamba aho taloha, fa amizao ao mahita."