tkg_jhn_text_reg/09/16.txt

1 line
608 B
Plaintext

\v 16 Gne ssasny tamindreo Fariseo nizaka hoe:"tsy avy amin'Andriamanitry ity lelaha ity satria tsy mba magnaja gne andro sabotsy." Gne sasany nagnano hoe:"akoinga no ahafan'gne olo mpagnota magnano famatara zakabe mitovy amin'izao?" Ka da nisy fizarazarana teo amindreo.\v 17 Ka da nipody nagnotany rahalelaha jamba indraiky indreo hoe:"ino no hambaranao momba an'azy, hatramin'gne nampahitany gne masonao?" Hoy rahalelaha jamba hoe:"mpaminagny izy."\v 18 Ary mbola tsy nino gne momba an'azy evao indreo Jiosy hoe izy da efa jamba ka nahita raha tsy nangaiky gne ray aman-dreniny rahalelaha nahita indreo.