tkg_jhn_text_reg/09/13.txt

1 line
313 B
Plaintext

\v 13 Netindreo teo ame Fariseo i rahalelaha izay jamba taloha. \v 14 Tame andro sabotsy moa no nagnamboaran'i Jesosy gne feta sy nampahita gne masony. \v 15 Ary nagnotany an'azy indraiky indreo Fariseo gne ame fomba nampahita an'azy. Hoy izy tamindreo hoe:"nasiany feta gne masoko, nosasako, ka mahita aho izao."