tkg_jhn_text_reg/09/03.txt

1 line
366 B
Plaintext

\v 3 Jesosy namaly hoe:"tsy io lelaha io no nagnota, na gne ray aman-dreniny, fa namboari izao mba hampiseoha aminy gne asan'Andriamanitry. \v 4 Tsy maitsy magnano gne asan'izay nagniraky anà itsika raha mbola mazava. Fa ho avy gne ariva izay tsy ahafan'iza na iza miasa koa. \v 5 Raha mbola eto amin'izao tontolo izao aho, da izaho no fahazavan'izao tontolo izao."