tkg_jhn_text_reg/02/20.txt

1 line
375 B
Plaintext

\v 20 Ary hoy ireo mpanapaka Jiosy hoe:" enina amby efapolo taona no nahavita ity fengonana ity, ka anao hahavita an'azy ao angatiny telo andro?" \v 21 Kanefa, momban'gne fengonanan'gne tegnany no norehany.\v 22 Tafaran'gne nitsanganany tame maty, da tadidindreo mpianatriny fa nizaka izany izy, ary nino ny soratra Masina sy izany gne resaky nozakain'i Jesosy izany indreo.