tkg_jhn_text_reg/11/08.txt

1 line
342 B
Plaintext

\v 8 \v 9 Hoy indreompianatra taminy hoe:''Raby, amin'izao da mitady gne hitora-bato Anao indreo Jiosy, ka mbola hipody ho agny indraiky ve Anao?'' Ary namaly Jesosy hoe:'' Tsy roa ambin'gne folo lera ve gne fahazavan'gne andro? Raha misyolomandeha amè andro mazava, da tsy ho tafantohina izy, satria mahita gne fahazavan'izao tontolo izao.