tkg_jhn_text_reg/17/09.txt

1 line
445 B
Plaintext

\v 9 Mivavaky ho andreo Iao. Tsy ho an'izao tontolo izao Iao fa ho andreo zay nomenao Anah, noho indreo Anao. \v 10 Gne zavatry rehetra izay Anah da Anao, ary izay Anao da Anah, ary hankalazainy amindreo Iao. \v 11 Tsy amin'izao tontolo izao esana Iao, fa ireo olo ireo da eto amin'izao tontolo izao, ary magnato anareo Iao. Ray Masina ô, tazomy amè agnaranao izay nomenao Anah indreo mba hitambatry ho raiky, mitovy amè maha raiky Antsika.