tkg_jhn_text_reg/09/10.txt

1 line
353 B
Plaintext

\v 10 Hoy indreo tamin'azy hoe:"akoinga gne nahitan'gne masonao?"\v 11 Namaly izy hoe:"i rahalelaha angia hoe Jesosy no nagnano feta ary nagnositry izany tame masoko ka nizaka taminà hoe:'mandeana agny Siloama ary sasay gne masonao.' Da nandeha aho ary nanasa izany, ka nahita." \v 12 Hoy indreo tamin'azy hoe:"aia izy?" Da novaliany hoe:"tsy fatako."