tkg_jhn_text_reg/18/28.txt

1 line
429 B
Plaintext

\v 28 Avy eo nindesindreo avy tao amin'i Kaiafa ho agny agnaty rova Jesosy. Mbola mandraigny be gne andro tamin'izà, ary indreo da tsy niditry tao agnaty rova mba tsy ho voaloto fa efa hihina gne Paska. \v 29 Ka nijotso teo amindreo Pilato ka nizàka hoe: "Ino gne zàka indesinareo manohitry ity lehilahy ity?" \v 30 Namaly indreo ary nizàka taminy hoe: "Raha tsy mpagnano ratsy io lehilahy io, da tsy ho natolotray anao."