1 line
327 B
Plaintext
1 line
327 B
Plaintext
\v 1 Rehefa avy nizaka ireo zavatry ireo Jesosy da nanandratry gne masony ho amè lanitry Izy ka nizàka hoe: "Ray ô, tonga gne fotoa, mankalazà gne Zanakao mba hankalazan'gne Zanaky Anao_ \v 2 mitovy gne nagnomezanao Anazy fahefà ambonin'gne nofo rehetry mba hanomezany fiaigna mandrakizay ho an'izay rehetry nomenao Anazy. |