\v 12 Izao gne didiko, da gne hifankatiavanareo mitovy gne nitiavako anareo.\v 13 Tsy misy manam-pitiavagna zàkabe mihôtry noho izao, da gne manolotry gne ainy ho an'ireo namany.