tkg_jhn_text_reg/14/10.txt

1 line
301 B
Plaintext

\v 10 Tsy mino anareo fa ao amè Ray Iao ary gne Ray ato amiko? Ireo zàka zàkaiko aminareo da tsy zàkaiko avy amè fahefako manokana, fa ilay Ray velona ato anatiko gne manao gne asagny.\v 11 Minoa Anah fa Izaho da ao amè Ray , ary gne Ray ato amiko, raha tsy izà da minoa noho ireo asa manoka.