tkg_jhn_text_reg/08/34.txt

1 line
301 B
Plaintext

\v 34 Jesosy namaly andreo hoe:"zakaiko aminareo, marina,da marina tokôtry, fa indreo izaymagnota da andevon'gne ota.\v 35 Gne andevo da tsy mipetraky ao andragno mandrakizay; fa gne zanaky no mipetraky mandrakizay.\v 36 Noho izany, raha gne zanaky no magnafaky anareo, da ho afaky tokôtry anareo.