tkg_jhn_text_reg/08/09.txt

1 line
510 B
Plaintext

\v 9 (Fagnamaria: hiteo gne fagnamariamomban'i Jaona 7: 53-8: 11egny ambony) Rehefa nahare izany indreo, da niala tsiraikiraiky, nanomboky tame zokiny indrindra. Ary gne farany da Jesosy raiky evao gne sisa tapetraky teo, niaraky tamy rahaviavy izay teo ategnategnany.\v 10 Nitsanga i Jesosy ka nizaka tamin'azy hoe:"raviavy, fa lasa aia indreo mpagnameloky anao? Tsy misy magnameloky anao sa?" \v 11 Hoy izy hoe:"tsy misy, Tompoko." Ary hoy Jesosy hoe:" tsy magnameloky anao aho. Mandeana da ka magnota koa."