1 line
433 B
Plaintext
1 line
433 B
Plaintext
\v 39 Jesosy nizaka hoe:"fa fitsra no nihaviako eto amin'izao tontolo izao mba hahita indreo izay jamba ary mba ho lasa jamba indreo izay mahita."\v 40 Nahare izany gne sasany tamindreo fariseo izay niaraky tamin'azy ka nagnotany an'azy hoe:"ary ihay evakoa me jamba?"\v 41 Fa Jesosy nizaka tamindreo hoe:"raha jamba anareo, da tsy ho nanan-keloka, fa anareo koa amizao mizaka hoe:'mahita ihay; da mbola mipetraky gne helokanareo." |