\v 12 \v 13 Izao gne didiko, da gne hifankatiavanareo taky gne nitiavako anareo. Tsy misy manam-pitiavagna zàkabe mihôtry noho izao, da gne manolotry gne ainy ho an'ireo namany.