tkg_jhn_text_reg/10/09.txt

1 line
278 B
Plaintext

\v 9 \v 10 Izaho gne vavahady. Raha misy miditra ao amè alalako, da ho voavonjy izy; hiditra sy hijotso izy ary hahita gne fihinanana. Fa gne mpangalatra tsy avy raha tsy hangalatra sy hamono ary handrava. Fa Izaho kosa avy mba hanagnandreo fiainana ary hanagna izà be da be.