tkg_jhn_text_reg/16/05.txt

1 line
409 B
Plaintext

\v 5 Fa Aminisia ho agny amin'Ilay nagniraky Anah Iao, nefa tsy mbola nisy nagnontany Anah anareo hoe :" Handeha ho aiza me Anao?" \v 6 Fa satria nozàkaiko taminareo ireo zavatry ireo, da alahelo gne nameno gne fonareo. \v 7 Fa ambarako marina aminareo, tsara aminareo gne handehanako. Satria raha tsy mandeha Iao, da tsy ho tonga aminareo gne Mpampahery, fa raha mandeha Iao, da handefa anazy ho aminareo.