tkg_jhn_text_reg/09/16.txt

1 line
611 B
Plaintext

\v 16 Gne sasany tamindreo Fariseo nizàka hoe: "Tsy avy amin'Andriamanitry ity lehilahy ity satria tsy mba magnaza gne andro sabotsy." Gne sasany nagnano hoe: "Akongaia gne ahafan'gne olo mpagnota magnano famatara zakabe mitovy amin'izao?" Ka da nisy fizarazara teo amindreo.\v 17 Ka da nipody nagnotany ralehilahy jamba indraiky indreo hoe:"ino no hambaranao momba anazy, hatramin'gne nampahitany gne masonao?" Hoy ralehilahy jamba hoe:"mpaminagny izy."\v 18 Ary mbola tsy nino gne momba anazy avao indreo Jiosy hoe izy da efa jamba ka nahita raha tsy nangaiky gne ray aman-dreniny ralehilahy nahita indreo.