tkg_jhn_text_reg/07/28.txt

1 line
307 B
Plaintext

\v 28 Avy eo nitireo mafy Jesosy tao am-pengona, nampianatry ary nizaka hoe:"anareo da samy mahafatatry gne tegnako ary mahalala gne fihaviako. Tsy avy nohon'gne tegnako manoka aho, fa gne nagniraky anà da marina, ary tsy fatanareo izy. \v 29 Fatako izy satria ihao da avy aminy ary izy no nagniraky anà".