tkg_jhn_text_reg/12/48.txt

1 line
404 B
Plaintext

\v 48 \v 49 \v 50 Izay mandà Ahy sy tsy mandray gne zàkako, da managna raiky izay mitsara azy. Ilay zàka izay nambarako gne hitsara azy amè andro faragny. Fa Izaho tsy mizàka ho Ahy, fa ilay Ray izay naniraka Ahy, izay nanome Ahy gne didy amin'izay ho zàkaigna sy ho tenenigna. Fantatro fa gne didigny da fiainagna mandrakizay, koa izay zàkaiko_da zàkaiko araka izay nozàkain'gne Ray tamiko."