tkg_jhn_text_reg/01/46.txt

1 line
463 B
Plaintext

\v 46 Ntanaela nizaka taminy hoe:"moa hisy raha soa avy ao Nazareta?" Filipo nizaka taminy hoe:"magnatogna ary hiteo."\v 47 Jesosy nahita an'i Natanaela nagnato an'azy ary nagnambara gne mombamomba an'azy hoe:"hiteo, izany no tena Isiraelita, izay tsy misy fitaka ao aminy!" \v 48 Natanaela nizaka taminy hoe:"akoinga no hahafantaranao ahy? Jesosy namaly ka nizaka taminy hoe:" talohan'ny nangian'i Filipo anao, raha teo ambanin'gne hazon'aviavy anao, da itako."