tkg_jhn_text_reg/01/37.txt

1 line
488 B
Plaintext

\v 37 Nahare an'azy nizaka izany ireo mpianatrin'ny roa ka nagnaraky an'i Jesosy indreo. \v 38 Avy eo jesosy nitodika ka nahita andreo nagnaraky an'azy ka nizaka andreo hoe:"ino no tadiavinareo?"\v 39 Namaly indreo hoe:"Raby(izay midika hoe mpampianatry), aia anao no mipetraka?" Namaly an'azy indreo hoe:"magnatogna ary hiteo." Ary nagnato an'azy indreo ka nahita gne toera izay nipetrahany; nipetraka niaraka taminy tao indreo tamin'io andro io, fa tokony efa ho ora fahafalo tam'izay